|
|
|
|

Teny iditra1 ankizilahy
Singan-teny  2ankizy, 3lahy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5ireo zaza efa lehibebe, sakan-jaza. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a male servant, a boy.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7esclave (homme). [1.3]
Ohatra  8 Olona mifamono hoy I Befa, ankizilahy anisan' ny zokiny indrindra tao an-tsekoly. [2.472]
9 Ny kiombiomby kosa no nianaran' ny ankizilahy ny fiompiana sy famolahana omby. [2.117]
Tohi-kevitra  10ankizivavy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12