|
|
|
|

Teny iditra1  ankizilahimadinika
Singan-teny  2 ankizy, 3 lahy, 4 madinika
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 teny nilazana fahiny an' ireo olona nahatoky ny Praiminisitra, ny dekà [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12