|
|
|
|

Teny iditra 1  ankazo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny enti-milaza ny familian-dalana ny fizotran' ny rary mba ho haingony na ho sorany [1.1]
Tovy hevitra  4 ankazondrary
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how ankazo
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ankazo, 7 ankoza

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07