|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ankatoavina |
| Fototeny | 2 toa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ekena, ankasitrahana, sitraka: Ankatoavinao ve ny hevitra naposako?
[1.1] 5 ekena [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Qu’on observe, qu’on accomplit, qu on agrée, qu’on approuve:
7 Nankatoavin' ny fanjakana ny didy nataon’ io governora io (Le gouvernement a approuvé les ordres donnés par ce gouverneur) [1.3#704] 8 approuvé [1.13] |
| Ohatra |
9 Manana ny zony ankatoavina tanteraka ny mpirotsaka an-tsitrapo, azony atao ny mitaky azy.
[1.369#]
10 Ekena ary ankatoavina ny didy avoakan'ny olobe, fa andosirana araka izay azo atao ny Fanjakana. [2.606#] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 15 anakanivato, ankatoavina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|