|
|
|
|

Teny iditra1  an-kapobe
Sokajin-teny  2  anarana na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  3 Amin' ny ankamaroany, amin' ny ankabetsahany:
4 Noteneniny an-kapobe fotsiny ny mpianatra, fa tsy nanondro an-dRakoto na Ranaivo manokana akory izy
5 Ny tontaliny, ny ankamaroany: Amin' ny ankapobeny mahay mihira ny Malagasy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 en bloc, en gros, en somme, en général [1.3#50]
7 généralité, global [1.13]
Ohatra  8  ny fepetra ankapobe mikasika ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana [1.320#]
9  mamolavola ny planina ankapobe hampandrosoana ny toe-karena sy ny fiaraha-monina [2.114#]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
Kamban-teny rehetra  11 drafitra ankapobeny

Fivaditsoratra  an-kapobe, 12 pañaboke, 13 pañobake

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17