|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ankalazana |
| Fototeny | 2 laza |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Ohatra |
4 tsy tambo isaina ny antony tsy maintsy hankalazantsika an'Andriamanitra 5 rahampitso alahady faha 29 martsa no hankalazana eto amintsika indray ny tsingerin-taona ny tolona ho fanavotam-pirenena nataon’ny Malagasy tamin’ny 29 martsa 1947 [4.11] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|