|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 an-kadin-kary |
| Singan-teny | 2 hady, 3 kary |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 filazana hady misy lobolobo fonenan' ny kary, ary enti-milaza toerana any an-dakira lavitra any
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 C' est comme dans un fossé habité par le chat sauvage. Se disait des affaires peu claires, lorsqu' on était loin d' arriver à un accord
7 autre sens : c' est à une longue distance [2.415#3233] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|