Entrée anjoy
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tanala] soy manga, karazam-boron-kely mpitsentsitra felan-kazo indrindra fa ny felan-akondro, voronkely maitsomaitso volo sady lava vava [Rakotosaona 1975]
Traduction anglaise a bird. Same as anatsoy. [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Synonymes anatsoy

Mis à jour le 2020/07/31