|
|
|
|

Teny iditra1  anjonoana
Fototeny  2 jono
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#300]
Ohatra  4  Fony mbola ny zokiolona ihany no afaka nitantara, dia amin'ny fotoana mahavory ny mpianakavy, amin'ny folaka andro harivariva na alina, ka amin'ny vanim-potoana tsy ihazana, na anjonoana na ikarakarana ny fambolena no anatanterahana ny harivolana. [2.606]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12