|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 an-jamba |
| Sokajin-teny | 2 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsy am-pieritreretana:
4 Tsy tsara ny manao anjamba fa izany no nantsoin' ny Ntaolo hoe mitsambiki-mikimpy [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 5 anjamba |
| Sokajin-teny | 6 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 at random. See jamba.
[1.2] |
| Ohatra |
8 Nefa, ry Malagasy havako, hanaraka azy anjamba hanao dian' ondry ve isika ka hivarina amin' izay ivarinany koa?
[2.296#]
|
| Fivaditsoratra | 9 Ambanja, an-jamba, anjamba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|