|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 anilany |
| Fototeny | 2ila |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4akaiky: eo anilan' ny tranonay.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5à côté, d'un côté.
[1.3, 1.5] |
| Tsipelina hafa | 6ankilany |
| Teny iditra (2/2) | 7 anilany |
| Sokajin-teny | 8 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
9Ny anankiray amin' ny zavatra na olona roa tonta (mifamaly amin' ny andaniny: Ny anilany manaiky, ny andaniny anefa mandà.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10same as mifanila.
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 11 alinina, 12 anilany |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|