|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  angovy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanaovana na fampanaovana zavatra mafy sy an-tery, izany hoe amin-kery fotsiny izao: Manao angovy
4 anditra, angidana, ambozizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 taking by force. [1.2]
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how angovy

Teny iditra (2/2) 7  angovy
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny frantsay  9 énergie [1.13]
Voambolana  10  Fizìka
Tsipelina hafa  11 angôvo

Fivaditsoratra  angôvy, angovy, 12 vaingo, 13 vangio, 14 vangoy, 15 voangy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/13