|
|
|
|

Teny iditra1  angole
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazana lalao kanety izay toy izao no filalao azy: tazonina amin' ny ankibe sy fanondro ary fanondroadala amin' ny tanana havia ny kanety ary tsipindina amin' ny fanondroadalan' ny tanan-kavanana kosa [1.1]
Voambolana  4  Kilalao

Fivaditsoratra  angole, 5 Eglona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12