|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 angoatenda |
| Singan-teny | 2 angoaka, 3 tenda |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Feo avo avy any an-tenda ataon' ny ankizilahy eny an-tsaha -- indrindra ny mpiandry omby -- rehefa mifampihaiky ady izy; toy izao no fanaony azy: sady dondoniny ny traotraokany no miantso mafy izy ary dia manahaka ny fanenon' ilay sahona kely atao hoe angoaka ny feo ataony amin' izany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a song, and mode of singing by children in play, imitating the cry of the frog
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 voix de grenouille: sons que faisaient entendre les enfants avec leur gosier sans articuler
[2.415] |
| Ohatra |
8
[2.4#]
9 [2.472#] |
| Voambolana | 10 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) 11 Kilalao |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22 |
|