Entrée angata
Partie du discours nom
Définition malgache Fahalovan' ny nify, izay mazàna hita amin' ny ankizy: Nify lanin' ny angata [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Entrée angata
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sakalava] Karazan' akorandriaka boribory lavalava ohatra ny atody [Rajemisa 1985]
Autres orthographes 

2012/10/22