Entrée anenjehana (enjika)
Partie du discours verbe relatif
Explications en français  [1.3]
Exemples Tsy azo atao faobe izy( ohatra hoe ny mikasika ny raharahan' ny taona itsy na taona iroa) na atao ankapobeny( tsy anenjehana olona iray izay noteneniny na nataony noho ny toe-javatra itsy na iroa. [4.27]
Morphologie 
Présent : anenjehana, anenjehako, anenjehanao, anenjehany, anenjehantsika, anenjehanay, anenjehanareo, anenjehan', anenjehan-, anenjeham-, anenjeha-
Passé : nanenjehana, nanenjehako, nanenjehanao, nanenjehany, nanenjehantsika, nanenjehanay, nanenjehanareo, nanenjehan', nanenjehan-, nanenjeham-, nanenjeha-
Futur : hanenjehana, hanenjehako, hanenjehanao, hanenjehany, hanenjehantsika, hanenjehanay, hanenjehanareo, hanenjehan', hanenjehan-, hanenjeham-, hanenjeha-
Impératif : anenjeho

Mis à jour le 2023/01/20