Entrée Andriantsimitoviaminandriandehibe (andriana, tsy, tovy, lehibe)
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Allégation Mot ou locution vu dans: tranofitomiandalana
Exemples 
1Milevina ao amin'ny fahatelo amin'ny Trano Fito Miandalana Andriantsimitoviaminandriandehibe. [2.508]
2Tsy nanaiky izany anefa Andriantsimitoviaminandriandehibe tao Antananarivo, satria izy no lahimatoa. [2.113]
3Ny nanjakin-dRazakatsitakatrandriana nandimby an' Andriantsimitoviaminandriandehibe teto Antananarivo; [2.48]

Mis à jour le 2020/07/31