Entrée andao (leha)
Partie du discours impératif du verbe passif [liste complète]
Explications en malgache Fihasimban' ny hoe andeha: Raha arahina matoanteny izy, dia entina mitaona: Andao hitsangantsangana. Raha mandeha irery, dia mitovy hevitra amin' ny hoe roso na lasa!
Teny ampiasaina mba hitaomana ny olona hiara-mandeha amin' ny tena: Andao hifanala hazakazaka isika, hoy ny sokatra tamin' ny bitrodia [1.1]
Explications en anglais [An irregular Imperative from mandeha, to go.] Let us go, let us be off. See leha. [1.2]
Explications en français Partons, allons [1.3]
Autres orthographes 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31