|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 andahiny |
| Singan-teny | 2 lahy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 ny andahiny na kidobony amin' ny ampongan' ny ntaolo dia ilay lafiny dobohana amin' ny fively,
5 ary amin' ny valiha kosa dia ny tadin' ny feo ambony na andahiny [1.10] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the bass end of the drum; the treble chord of the valiha.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 le côté de tout instrument qui donne le son aigu ; la voix, les cordes hautes
[1.3] |
| Voambolana | 8 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
| Tohi-kevitra | 9 ambaviny |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 11 andahiny |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 amin' ny rafitra hazo, na amin' ny tefy, dia ny tendron-kazo, ets. izay miditra ao amin' ny ilany
14 keoka na loaka mba hampikambana ny roa tonta no atao hoe andahiny [1.10] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 le côté bouveté portant la baguette; se dit de la partie des engrenages, des jonctions, des pentures. etc, qui portent le bout plein entrant dans la partie vide
[1.3] 16 pièce mâle [1.5] |
| Tohi-kevitra | 17 ambaviny |
| Kamban-teny rehetra | 18 tsofa andahiny |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | andahiny, 20 danihina, 21 dinahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|