Entrée anazavana (zava)
Partie du discours verbe relatif
Explications en français  [1.3]
Exemples 
1Izany koa no azo anazavana ny mampiavaka ny toe-tsain' ny mpitondra sy ny entina. [2.285]
2Tsy hitako ny anazavana azy, fa izany no izy: vao azony sy nodorany Andrararina, dia namantana tao Ambohibary Ray izy ireo. [2.270]
Morphologie 
Présent : anazavana, anazavako, anazavanao, anazavany, anazavantsika, anazavanay, anazavanareo, anazavan', anazavan-, anazavam-, anazava-
Passé : nanazavana, nanazavako, nanazavanao, nanazavany, nanazavantsika, nanazavanay, nanazavanareo, nanazavan', nanazavan-, nanazavam-, nanazava-
Futur : hanazavana, hanazavako, hanazavanao, hanazavany, hanazavantsika, hanazavanay, hanazavanareo, hanazavan', hanazavan-, hanazavam-, hanazava-
Impératif : anazavao

Mis à jour le 2023/02/17