|
|
|
|

Teny iditra1  anava
Fototeny  2 ava
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 ambany amin'ny rano [Betsimisaraka] [1.78]
5 any amin'ny alehan'ny rano [Sihanaka] [1.78]
6 ilazana ny mivalana avy eo amin'ny toerana iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 en aval [1.13]
Ohatra  8  Ny tarika faharoa dia nidina ny sahan'i Sambirano, nijanona kely tao Sambirano anava dia niampita nankany Nosy Komba sy Nosy Be. [2.508#]
Voambolana  9  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tohi-kevitra  10 anadrea
Mpanahaka  11  fivalanana
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  anava, 13 avana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02