Entrée anaty rova
Partie du discours locution
Explications en malgache Ny faritra ao anatin' ny rovan' ny mpanjaka na ny solony tany ivelan' Antananarivo, toy ny komandy, governora, izay nanaovana rova hitoerany [1.1]
Mots élémentaires anaty ; rova
Analogues  Anatirova

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/21