Entrée anakatsimba
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavamaniry fanao ody tazo ny raviny, indrindra raha mandoa ny marary; azo ampiasaina ho fanafodin' ny biliezy koa izy, ary ny raviny apetaka amin' ny nonon' ny mpifana misy vay (Toddalia asiatica) [Rajemisa 1985]
Explications en français  [Betsileo] Toddalia asiatica (L.) Lam. (Rutaceae). [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Toddalia asiatica

Mis à jour le 2020/07/31