|
|
|
|

Teny iditra1 ampiantany
Singan-teny  2ampy, 3tany
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Tefy tany na bainga izay toy izao no fanaovana azy: atao feta ohatra ny fanaovana rindrina ilay izy, dia avala ho maina, ary rehefa maina dia ampiana tany hafa indray, ary dia toy izany hatrany, ka izany no nahatonga ny anarany. [1.1]
Ohabolana  6 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02