|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  amparo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Saka, piso. [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  amparo
Fototeny  5 ampatra
Sokajin-teny  6  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana amparina [Fitanisana]
Ohatra  7  amparo ao an' efitra atsimo ao aloha io marary io [1.1]

Fivaditsoratra  8 amparo, 9 aram-po, 10 rampao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12