Entrée |
amparitra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Raharaha na asa voafaritra mialoha: Amparitra no hanaovantsika itỳ raharahan' olona itỳ ry zalahy a [1.1]
|
|
Entrée |
amparitra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Tsipika boribory ialan' ny tandrimo avy mandihy [1.1]
|
Explications en anglais | The bit of a brace used in carpenter's work. [1.2]
|
|
Entrée |
amparitra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Vola farantsa taloha nisy sarin-drofia [1.1]
|
Explications en anglais | A particular kind of dollar. [1.2]
|
Explications en français | Piastre entourée d' un cercle. La pièce de cinq francs à palme de laurier et de chêne [2.415]
|
Exemples | Ary maro anarana ny farantsa fahalaloha: dia Behaoka, sy Amparitra.
[2.48]
|
Vocabulaire |
|