|
|
|
|

Teny iditra1  amparimbona
Fototeny  2 farimbona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiarahan' olona maro manao asa na raharaha iray:
5 Nanao amparimbona izahay rehetra tao antrano vao vita ilay asa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 (am-parimbona) see rimbona. Used only in phrases such as manao am-parimbona. To make an opposition of two or more against one. See ady am-parimbona. [1.2]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  amparimbona, 8 mampañoriba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17