|
|
|
|

Teny iditra1  ampanataovana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Toerana misy fanataovana, izany hoe antontam-bato na zavatra hafa eny amoron-dalana izay natsipin' ny mpandalo nivoady na nangata-javatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12