Entrée ampamelomandroa (ana, velona, roa)
Partie du discours nom
Définition malgache Halavan-drefy hatreo an-tendron-drantsantanana havia ka hatramin' ny hitsin' ny nono havanana, izany hoe mitovy amin' ny efa-jehy sy sasany, na voantondro efatra amby dimampolo [Rajemisa 1985]
Définition française [ am-pelomanan-droa ] Depuis le bout des doigts jusqu'au deuxième sein [Veyrières 1913]
Vocabulaire 

2016/10/04