Entrée ampahadiminy (dimy)
Partie du discours nom ampahadimy et pronom
Traduction anglaise the fifth part, one fifth [Richardson 1885]
Traduction française un cinquième [Abinal 1888]
Synonymes ampahadimy
Exemples 
1Ary rehefa misy vokatra, dia haterinareo ho an' i Farao ny ampahadiminy; [Baiboly]
2Koa dia tonga tao Andranovelona Ramboasalama, nihaona tamin'ny Zafinandriamamilaza, nandray an'i Marovatana ampahadiminy, sy ny tanin'ny Zafinandriamamilaza. [Randriamamonjy: Tantara]

Mis à jour le 2020/07/31