|
|
|
|

Teny iditra1 amontotra
Fototeny  2montotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ilazana izay entina hampandondona zavatra, hampahamontotra, hampahatezitra olona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 ce dont on se sert pour rendre saillant, pour mettre quelqu'un en colère [1.3#445]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9 amontotra, 10 antomotra, 11 manototra, manotòtra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02