|
|
|
|

Teny iditra1  amôniaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 (NH3) etona vokatry ny hiñan' ny nitrôzena (N2)
4 amin' ny roa hidrôzena (H2) [1.62]
Fanazavàna teny anglisy  5 ammonia [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 ammoniac [1.13]
Voambolana  7  Simia

Fivaditsoratra  8 Akinoama, amôniaka, 9 anakamoy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17