|
|
|
|

Teny iditra1  amirapiratana
Fototeny  2 firapiratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#173]
Ohatra  4  Ary tsy mety ny mivolo havan-kovangiana, ka manao toy ny masoandro avy atsinanana: ny avo ihany no amirapiratana; [2.436#]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12