Entrée Ambohibeloma (vohitra, velona)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Explications en malgache [tanàna] any amin' ny faritr' Imamo, 20 km avaratr' Arivonimamo, miorina an-tampon-tendrombohitra andrefan' ny renirano Ombifotsy. Misy ala madinika toy ny eny Ambohimanga ny tehezany atsinanana sy atsimo, ary alan' amontana ny eo an-tompony. Avy atsimo ihany no tena lalana miditra ao an-tanàna ... [Ravelojaona 1937 page A.325]
Explications en français une des douze montagnes de l’Imerina, ancien fief d’un roitelet, situé dans la commune d’Ambohitrambo, à 2 km. d’Arivonimamo [Rajemisa 1966 page 86]
Vocabulaire 
Analogues  Ny Tendrombohitra Roambinifolo
Toponymie vohitra, velona

Entrée Ambohibeloma (vohitra, velona)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Explications en malgache Ambohibeloma avaratra: vohitra ao ambany avaratra andrefan' ny havoana Ambohitsitakatra, ankevitry ny 80-90 km avy ao Antananarivo, atsimo somary andrefana kelin' Anjozorobe ... [Ravelojaona 1937 page A.326]
Vocabulaire 
Toponymie vohitra, velona

Mis à jour le 2021/05/28