|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Amboasary
Singan-teny  2 voa, 3 sary
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  5  Haitoetany: tanàna

Teny iditra (2/2)6  Amboasary
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  8 Intérêt touristique: le Lac Anosy à Antsovola [1.11]
Ohatra  9  Zoma dia Tao amboasary, avaratr' Antsatrana. [2.59]
10  Ampangabe dia tanàna atsimon' amboasary, andalovan' ny lalamby sy ny arabe akaiky. [2.472]
Voambolana  11  Haitoetany: tanàna
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  Amboasary, 13 asam-birao

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08