|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 ambezo |
| Fototeny | 2 vezo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fangatahana mafy toa mitaraina mihitsy ary tsy miala raha tsy mahazo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 supplique, instance
[1.3#27] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 14 ambezo |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 voan-javatra natokana ho masomboly
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 semence
[1.13] |
| Voambolana | 18 Toe-karena: fambolena |
| Tovy hevitra | 19 ambeko, ambeo, ambio, ambioka, masomboly, tabiry |
| Teny iditra (3/3) | 20 Ambezo |
| Singan-teny | 21 Vezo |
| Sokajin-teny | 22 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 nom du pays qui s'étend le long de la mer au nord de Saint-Augustin
[1.3#27] |
| Fivaditsoratra | ambezo, Ambezo, 24 amboze, 25 bezoma |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|