Entrée ambatrambatra (ambatra)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Fiakanakanana raha miteny, fiahotrahorana mova tsy ny vahobahotra mihitsy ny vava ka ny teny na ny fehezanteny tokony ho indray misosa manjary miraikidraikitra [1.1]
Synonymes ambatra

Entrée ambatrambatra
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Betsimisaraka] Matsatso, zavatra tsy misy tsirony na koa tsy dia matsiro loatra [1.78]

Mis à jour le 2023/01/20