|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ambaraka ny |
| Sokajin-teny | 2 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Efa..., kanefa mbola. Teny enti-manamafy fotsiny ny hevitry ny teny hoe efa izay matetika ampiarahina aminy avy eo aoriana: Ambaraka ny efa mifona izy, mbola kapohinao ihany. (Efa mifona izy kanefa mbola kapohinao ihany)
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|