|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ambany atsinanana
Singan-teny  2 ambany, 3 atsinanana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  Misy narenina, ny tany ato ambany atsinanana, tamin-dRazafindandy. [2.59#336]
6  Hitan' ialahy ve ilay tranobongo manirery atsy ambany atsinanana aty, hoy ity jiolahy. [2.895#64]
Mpanahaka  7  ambanyandrefana, 8  ambanyatsimo, 9  ambanyavaratra

Teny iditra (2/2)10  Ambany Atsinanana
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  12  Io Fasana Ambany Atsinanana io no misy ny taranaky Rainizaika sy ny Ramangahasina [5.http://lemamy.over-blog.com/article-fasana-eo-ankavanana-mialoha-ny-ambavahady-124417307.html]

Fivaditsoratra  ambany atsinanana, Ambany Atsinanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21