|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ambany andrefana
Singan-teny  2 ambany, 3 andrefana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  Jeffreys natao lohatrano tao ambany andrefana [2.649#74]
6  Ato ambany andrefana no misy mamba masiaka lehibe. Ivoaimena no anarany, ka laniny avokoa izay zavatra mandalo ao na olona na omby [2.246]
7  Mimenomenona amin'ny fahatapahan'ny rano eny amin'ny "borne fontaine" ny mponina etsy ambany andrefana eny Ivandry [MaTV]
Mpanahaka  8  ambanyatsimo, 9  ambanyatsinanana, 10  ambanyavaratra

Teny iditra (2/2)11  Ambany Andrefana
Sokajin-teny  12  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  13  Depuis le 18 mai, le « Parc et Jardin Analamahitsy » dans le quartier d’Analamahitsy Ambany Andrefana dans le Ve Arrondissement de la commune urbaine d’Antananarivo, est devenu un lieu de rendez-vous hebdomadaire pour les accrocs de combat de coqs [4.12]

Fivaditsoratra  ambany andrefana, Ambany Andrefana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21