Entrée ambanin > ambanina (ambany)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Ivaivaina, heverina ho tsinontsinona: Tsy misy olona azo ambanina na iza na iza [1.1]
Explications en anglais (To act so as) to be lightly thought of, or to be lightly spoken of; to be put down, as a palanquin; or carried lower, as of a heavy burden. [1.2]
 To be lightly spoken of; to be put down [1.7]
Explications en français Qu'on abaisse, qu'on déprécie [1.8]
Exemples raha gila maso na jamba ilay olona dia haratsina sy ambanina amin' ny kilemany izany izy. [1.519]
Morphologie 
Présent : ambanina, ambaniko, ambaninao, ambaniny, ambanintsika, ambaninay, ambaninareo, ambanin', ambanin-, ambanim-, ambani-
Passé : nambanina, nambaniko, nambaninao, nambaniny, nambanintsika, nambaninay, nambaninareo, nambanin', nambanin-, nambanim-, nambani-
Futur : hambanina, hambaniko, hambaninao, hambaniny, hambanintsika, hambaninay, hambaninareo, hambanin', hambanin-, hambanim-, hambani-
Impératif : ambanio

Anagrammes 

Entrée ambanin > ambany
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Iva toerana: Ambany kokoa ny tany amoron-tsiraka noho ny ampovoan-tany
Tsy mihaja, mahamenatra, mahafabaraka: Ambany saina. / Manana toetra ambany io zazalahy io
Amin'ny toerana akaikin'ny tany na iva: Mipetraha ianao eo ambany fa ny minao aoka ho eo ambony.
Enti-milaza toerana tsindrian'ny...: Misy vola ao ambany ondana ao
Toerana tataovan'ny: Miery ao ambany latabatra ny saka
Latsaka noho: Ambaniko izy tamin'ny fanadinana [1.1]
Explications en anglais Under [1.7]
Explications en français En bas, au dessous [1.8]
Dérivés 
 
Antonymes 
Mots composés 
Phytonymes 
Toponymes 

Entrée ambanin > ambany
Partie du discours préposition [liste complète]
Explications en anglais Down [1.2, 1.7]
 [root vany.] Under, beneath, below [1.2]
Explications en français Sous, bas [1.8]
Vocabulaire 
Mots composés 

Entrée ambanin > ambany
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sihanaka] Andrefana [1.78]
Explications en anglais  [Provincial] The west [1.2]