|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ambalavato
Singan-teny  2 vala, 3 vato
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 laoka tsara natokan'ny vavy ho an'ny vadiny mba hohaniny amin'ny sakafo manaraka [Taifasy] [1.78]
Voambolana  6  Toe-karena: hanina

Teny iditra (2/2)7  Ambalavato
Singan-teny  8 vala, 9 vato
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  11  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  ambalavato, Ambalavato, 12 ambatolava, Ambatolava

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21