|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ambalambala |
| Fototeny | 2 ambala |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Teny tsy mazava loatra, na teny tsy azo mazava ny dikany: Teny ambalambala no nataon' ny anao lahy dia basa izy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 dont on ne dit pas ou dont on ne saisit pas le sens, paroles évasives
[1.3#25] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | ambalambala, 13 mambalabala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|