|
|
|
|

Teny iditra1  ambakoany
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vorònan-kofehy na fehezan-drindra nokarakaraina hotenomina ho lamba na horarina ho tsihy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a bundle of bulrushes. [1.2]

Fivaditsoratra  ambakoany, 5 anakaomby, 6 manabaoky, 7 manakiboa, 8 mikaboaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12