Entrée alok > aloka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Faritra maizina ao ivohon' ny zavatra iray voataratry ny hazavana: Mipetrapetraha eo amin' ny alok' itỳ trano itỳ
¶ Toerana voaro amin' ny hainandro: Erỳ no misy aloka hisakafoantsika
Explications en anglais  [Richardson 1885] a shelter against sun or rain; a shade or shadow; a shed
  [Richardson 1885] [Provincial] An umbrella, a parasol. See tandindona
  [Hallanger 1973] shelter; shade, shadow
Explications en français  [Hallanger 1974] abri; ombre
  [SLP 1986] image, ombre. [Vocabulaire: Physique]
Dérivations 
Morphologie 
aloka
aloko
alokao
alony
alotsika
alokay
alokareo
alok'
alo-
aloky
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 102] Tahaka ny mbola misy aloka manaraka azy ihany, na dia efa maty masoandro aza.
2 [Rajohanesa: Kintana] Ny masoandro efa nadiva hihoatra, ary ny aloky ny bonga feno vato nirangaranga tao ambony andrefana nampangovitra ireto vehivavy.
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot aloka (1): Tsianaloka

Entrée alok > aloka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Betsileo] matoatoa
  [Rajemisa 1985] Fahitana ny fanahy raha mbola velona izao ny vatana, amin' ny aloky ny tena tarafin' ny hazavana, samy hafa amin' ny tandindona. Voalazan' ny Ntaolo fa misy aloka intelo miantoana hita amin' izany: ny aloka mainty (ny vatana), ny aloka ambonin' ny mainty (ny ambiroa) ary ny aloka ambony indrindra (ny avelo)

Entrée alok > alòka (loka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Atao loka, enti-milaza izay ifanambazana: Vola sa zavatra àry no halòka
Morphologie 
alòka
alòkako
alòkanao
alòkany
alòkatsika
alòkanay
alòkanareo
alòkan'
alòkan-
nalòka
nalòkako
nalòkanao
nalòkany
nalòkatsika
nalòkanay
nalòkanareo
nalòkan'
nalòkan-
halòka
halòkako
halòkanao
halòkany
halòkatsika
halòkanay
halòkanareo
halòkan'
halòkan-
alokao

Entrée alok > aloka (loka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Atsipy, atoraka, alefa