Entrée aloalon > aloalo
Partie du discours nom
Définition malgache Tsanganan-kazo fisaka voasokitra atao haingom-pasana any amin' ny foko Mahafaly (ny ahitana azy betsaka dia eo anelanelan' ny ony Onilahy sy ny tanànan' i Beloha) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a grave ornament carved from wood (southwest). [Hallanger 1973]
Définition française ornement de tombeau en bois (sud-ouest). [Hallanger 1974]

Entrée aloalon > aloalo
Partie du discours nom
Définition malgache Teny fampiasa indrindra amin' ny asan' ny fanenomana: aloalom-poly [Rajemisa 1985]

Entrée aloalon > aloalo
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taimoro] matoatoa [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] aloka, fanahy [Rakotosaona 1972]
Citations 

Entrée aloalon > aloalo
Partie du discours nom
Définition anglaise a fosse, a ditch, a precipice. (Prov.) [Richardson 1885]
Définition française  [Tankarana] précipice. [David 1952 (takila A)]
Synonymes alo

Entrée aloalon > aloalo
Partie du discours nom
Définition malgache  [Bara, Taisaka] Ako [Rakotosaona 1972]