|
|
|
|

Teny iditra1  alkaola
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ranon-javatra mahery azo avy amin' ny fanasitiliana amin' ny lalambika ranon-javatra hafa (zavapisotro, hazo notenehina, faikan-kodi-boaloboka, beteravy, lasantsim-boninkazo...). Ny ilana ny alkaola dia hanaovan' ny olona zavapisotro mahamamo na karazan-javatra mahasoa: vinaingitra, ranomanitra, fanafody, varinesy [1.1]

Fivaditsoratra  alkaola, 4 Kalalao, kalalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21