Entrée aleha (leha)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Enti-milaza ny toerana ifindrana an-tongotra
Andehanana: Aiza no halehantsika rahampitso? / Tsy hitako izay nalehany [1.1]
Exemples 
1Ny sisiny hatrany no aleha. [2.117]
2Izay aleha ity maneno sahona daholo! [2.4]
3Aiza no azon' ireny fianakaviana ireny aleha? [1.369]
Morphologie 
Présent : aleha, alehako, alehanao, alehany, alehantsika, alehanay, alehanareo, alehan', alehan-, aleham-
Passé : naleha, nalehako, nalehanao, nalehany, nalehantsika, nalehanay, nalehanareo, nalehan', nalehan-, naleham-
Futur : haleha, halehako, halehanao, halehany, halehantsika, halehanay, halehanareo, halehan', halehan-, haleham-
Impératif : aleho
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20