|
|
|
|

Teny iditra1  alahatra mijotso
Singan-teny  2 alahatra, 3 mijotso
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 alahatra miainga amin'ny isa lehibe indrindra mankamin'ny isa kely indrindra [1.13.mg#12]
Fanazavàna teny frantsay  6 mettre dans l'ordre décroissant [1.13.fr#12]
Tovy hevitra  7 alahatra mihena, alahatra mijetsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12