Entrée akorany (akora)
Partie du discours nom akora et pronom
Explications en malgache Fonon' ny atody, izay mitovy toetra amin' ny sokay, feno loadoaka madinika izay idiran' ny rivotra niainan' ilay zana-borona fony tao anaty atody; ny akora dia mivoatra avy amin' ny ranon-tsokay marihidrihitra mipoitra avy amin' ny faramparan' ny fantsona ivoahan' ny atody fa rehefa tafavoaka ka tratran' ny rivotra io ranon-tsokay io vao mihamafy tonga akora [1.1]
 Zavatra tsy voahodina [1.13]
Explications en anglais A shell; a shell-fish. [Vocabulaire: Zoologie: invertébrés]
An emptied cocoon. [Vocabulaire: Zoologie: invertébrés]
A bamboo which is to be made into a musical instrument, the sound of which somewhat resembles that of a guitar; the strings are formed by separating strips from the body of the bamboo, leaving them attached at each end; these strings are tuned by moveable bridges. See valiha. [Vocabulaire: Musique: instruments]
Also a name for bullion [1.2]
Explications en français La coque d'une chose [1.3]
 Brut [1.13]

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31